Advertising Console

    Mamy ny akany- Faniry_ Rija Ramanantoanina

    Reposter
    kamovavy

    par kamovavy

    5
    13 700 vues

    10 commentaires

    eaaneaasi
    .. *haha* wow bien^^
    Par eaaneaasiIl y a 6 ans
    zanakAmbatobevanja
    Mahafinaritra ny fitiavana ny kolontsaina sy fihezahana hitehirizana azy ireny tsy ho adinon'ny taranaka fara-mandimby.
    Saingy izao, hitako hoe tsy ampy angola izany na i Rija na i Faniry amin'ilay hira. ohatry ny hoe asaina manao fotsiny dia mihira mba hanana tahirim-peo kanefa hita hoe tsy voafehy ary tsy avy any anaty ilay izy. Mba henoy ange ry Ritsoka sy Solika reny e!

    Fa efa tsara ilay ezaka ho ahy e.
    Par zanakAmbatobevanjaIl y a 6 ans
    ihoby
    Kay! Tena tsara feo ianareo miara-mihira e! MISAOTRA !
    Par ihobyIl y a 6 ans
    Anaitar
    Tena tsara koa ity version'i Rija R. sy Faniry ity ! Manga feo ianareo !
    Par AnaitarIl y a 6 ans
    Tatamo PELLERIN
    kanto loatra !! mahita tovovavy tsara feo mihitsy ity Rija ity !! misaotra e !!! mamy ny ankany...any ho any...
    Par Tatamo PELLERINIl y a 7 ans
    Voir plus de commentaires