Extrait Emission Radiomada du 17/02/09

Nom Prenom
31
710 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

2 commentaires

OLONA MPAGALATRA SY KANOSA DAHOLO IREO MANODIDINA AN'I TGV IREO
EFA OLONA NALOHAN'NY VAHOAKA !
KA SANATRIAN'IZANY HO TOY NY ALIKA VE ISIKA ?
"NY ALIKA IHANY HONO NO MIVRINA AMIN'NY ZAVATRA NALOHANY"
Par idimby il y a 5 ans
Nisy ny zava-bitan-dRavalomanana, tsy lavina koa fa betsaka ny nataony nandiso fanantenana ny vahoaka, mba nantenaina mihitsy anefa izy teny am-boalohany, noho izy tsy mba mihaino ny olona no nahatonga izany, be ny zavatra tsy nety : toy ireny fivarotana sy fampanofana ny tanindrazana, ny fanagadrana olona maro, ny nividianana aeroplanina manokana nefa ny vahoaka mitrongy vao homana... Raha nihaino toro hevitra izy hatramin'izay nino aho fa tsy nitranga ny toy izao. Rariny ny fitakiana ataon'ny olona. Fa tsy ara-dalana kosa ny fandrombahana fahefana mivantana ataon'i Andry na dia hita miharihary aza ny zavatra tsy manjary ataon'ny fitondrana. Ka rehefa tsy mety hifampidinika izy roalahy dia tsara ny handraisan'ny foloalindahy ny raharaha aloha hanaovana lalam-pifiadianana vaovao sy hanaovana ny fifidianana ampian'ireo hery rehetra na ny eo an-toerana na ny avy ivelany. Tsy maintsy avaozina ny lalam-pifidianana, atsangana ny HCJ hitsara ireo mpitondra tsy maty manota. Izay aloha!
Par TIA TANINDRAZANA il y a 5 ans