message d'Yvan Randriasandratriniony 11/02/09

Nom Prenom

par Nom Prenom

28
926 vues

31 commentaires

....................NON à RATSIRAKA!!!
Par GILBERT olivier Il y a 6 ans
Zay vao hitako ilay Video nisy ilay barrage tenyè an'arabé nisy an'i Gle Dolin nampitandrina ny vahoaka ny loza mety ahazo azy ireo ary nisy an'ilay Rangahy nandrisika ny vahoaka handroso hatao sorona iny.Ok!
Par mimo_555 Il y a 6 ans
Fa na izany aza ny fijerinao azy ry Boosie_kely ny zava tazako dia carnage fa tsy nisy dissuassion mihintsy.Nahoana no tsy tonga dia nosamborinareo ireo elements clé perturbateur dans la foule.Maninona raha tonga dia iny pick up iny no nampanginina?
Par mimo_555 Il y a 6 ans
bien di boosie_kely!!
Par Rakofy Il y a 6 ans
... haka ny armes pour les garde-corps de andry rajiolahy qui au passage ne doivent pas et n'ont pas le droit d'être armés!!! toy ireny tany @ mbs ireny!
Par Bozy kely Il y a 6 ans
Voir plus de commentaires