Andriamanitra ô! - VETSON-KIRA

Try Our New Player
Masombahiny
234
6 736 views
  • About
  • Export
  • Add to
  • Playlists
Andriamanitra ô,Andriamanitra ô
Miantso anao aho te hihaona aminao.(Bis)
Hatramin'ny maraina no niantsoako anao
Mangetaheta anao izany fanahiko

Andriamanitra ô,Andriamanitra ô
Miantso anao aho te hihaona aminao.(Bis)
Ny tany karakaina omeo ny orana
Ny foko mitaraina fa te hahita anao.

Iriko anie ry Tompo ny ho eo anilanao
Ibanjina isanandro ny voninahitrao

Andriamanitra ô,Andriamanitra ô
Miantso anao aho te hihaona aminao.(Bis)
Fa ianao no aina mamelombelona
Fa ianao ry Ray ô no hasambarako

Andriamanitra ô,Andriamanitra ô
Miantso anao aho te hihaona aminao.(Bis)

3 comments

Tena tsotra nefa mampisy aingam-panahy hivavaka hiatrika ny Tompo!
(tsara fa tohizo ry zalahy o!
By Mankafy 4 years ago
misaotsa mampilamina ny ao ampo,manazava ny lalana,mifankatiava sika malagasy
By jean christophe aristhene 5 years ago
Misaotra betsaka marina! Izany ka feo !Makasitraka !
By herihanta 6 years ago