Tetezamita zarazarao anjakana

Gasikara Mitolona
37
2 507 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Vaovao : Antenne Réunion
Lahatsoratra : http://www.madagascar-tribune.com/Tetezamita-zarazarao-anjakana,11028.html

(...) Mbola manana plan B sy plan C ary plan D ny Frantsay raha tsy mahomby ilay planina voalohany Andry Rajoelina miasa manao tetezamita hoan-dRolland Ratsiraka. (...) Mbola afaka tsara izany ny Frantsay mampiasa ny Merin-dahy Jeneraly Praiministra Charles Rabemananjara ohatra hanao tetezamita hoan’ny Tanindrana PADESM Pierrot Rajaonarivelo. Na ny Merin-dahy Jeneraly Ramarozatovo (BIANCO) hanao tetezamita hoan’ny Tanindrana PADESM Jacques Sylla izay Praiministra teo aloha no Filohan’ny Antenimieram-pirenena ankehitriny. Raha mody arahana izany ny fitsipiky ny Lalam-panorenana. Efa tsy ny Prezidan’ny Sénat intsony tsinona no 2ème personage de l’Etat tamin’ny nanefinefen’i Ramose Ravalo PDG an’ny Repoblika azy. (...)

Les commentaires sont désactivés pour cette vidéo.