Place de la démocratie 17 01 2009 Ambohijatovo

Découvrir le nouveau player
AmiUniKool
204
2 374 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Lorsque l'on se trouve face à une foule monstre que certains esprits vraiment dérangés veulent toujours nier l'existence, les mots ne servent plus à rien Ce samedi 17 janvier 2009, les habitants de la Capitale de Madagascar ont prouvé qu'ils ont effectivement voté à 63,72% pour Andry Rajoelina alias Andry TGV.

Malgré le septicisme de certains voire le voeu caché qu'il y aura des incidents de toute sorte, l'inauguration de la Place de la démocratie, dans le parc municipal d'Ambohijatovo à Antananarivo mérite réellement d'être connue du monde entier.

- Primo, par la sagesse ancestrale qu'a démontré les Malgaches d'Antananarivo, représentatifs de tous les Malgaches de Madagascar;

- Secundo, la "sagesse" des forces de l'ordre dont aucun représentant n'était présent et autour du parc;

- Tertio, la Sagesse et la Foi inébranlable du Maire et de son épouse vraiment bénis de Dieu. car il a plu toute la nuit et encore vers 9 heures ce matin.Mais lorsque Mialy et Andry Rajoelina sont arrivés, le soleil était au rendez-vous.

Cette journée à marquer d'une pierre blanche a apporté un élément nouveau dans l'Histoire même de la Grande Île : le temps est venu de faire l'histoire pour ne plus la subir. Plus jamais. Vox populi, vox dei.

Faire l'Histoire avec le peuple et pour le peuple. Laissons aux autres la tâche de faire des... histoires.

http://www.iarivo-town.mg/index.php

24 commentaires

"yaeehhThis is just great ;)
Par ocoberierina il y a 4 ans
RAHA NOVAKIANAREO TSARA IREO VOALAZAKO TANY ALOHA DIA HO TSAPANAREO FA MITOMBONA IREO NAMBARAKO;HATR@ FISIAN'IREO MPIANATRA NOKARAMAINA@ RESAKA MOLOTOV, SY NY FANGATAHANA FANANGANANA FITONDRANA TETEZA-MITA MBA HIVERENAN'IREO RATSY INDRAY HO EO @ FITONDRANA.HATR@ IZAO DIA BETSAKA IREO FIRENENA MANEHO NY HEVINY NY TOKONY HISIAN'NY FIFANANKALOZAN-KEVITRA EO @ ROA TONTA.FA TSY MISY POUR @ HIALAN'I RA-8 SATRIA FANTATR'IZAO TONTOLO IZAO NY ASA NATAONY TAO ANATIN'IZAY TAONA VITSY IZAY.KA RAHA TIANAREO TSY HO POTIKA TANTERAKA I GASIKARA DIA MIOVA HEVITRA LAZAO NY MARINA FA AZA MANAIKY NY HO ANDEVOZIN'IREO LAVA TANDROKA.MIVAVAHA MAFY FA EFA MANAKAIKY NY FARANY!!!TSY HO ELA DIA HO TONGA IZY.KA IZANY NO MAHATONGA IREO RATSY MANAO NY ASA FAMOTEHANA FARANY!TSY IZAY MANAO NY TOMPOKO TOMPOKO AKORY NO HAHAZO NY PARADISA FA IREO IZAY MANAO NY SITRAPON'NY RAY IZAY ANY AN-DANITRA!
Par hendry beta il y a 6 ans
FA MANINONA IANAREO NO TSY MANAN-KOLAZAINA RY MPANOTRONA AN'I ANDRY A!IRENY NO ATAO HOE ASAN-DEVOLY RAHA TSY FANTATRAREO.IRENY NO MANJO NY OLONA REHEFA LAVITRA AN'ANDIAMANITRA!!NANAOVANA LAVAGE DE CERVEAU NY OLONA MBA HANKAHALA NY HAFA,MBA HANDROBA NY HAFA ,NAMPIASAINA NY LAINGA REHETRA,NATAO IZAY TSY HIFANKATIAVAN'NY SAMY MERINA,DIA POTEHINA NY MERINA ANY @ FARITRA HAFA.NOTARITINA NY OLONA HANDROBA KA BETSAKA NY MATY NOHO IZANY .TSY EFA FAMBARA VE IZANY FA TSY SITRAK'ANDIAMANITRA IREO ZAVATRA NATAO NITARITANA NY OLONA?TSY HITANAREO VE HOE FANDIKANA IREO DIDY FOLO IREO RHERA IEO?ARY SATRIA IANAO MANDIKA IREO LALANA IREO,DIA MAZAVA HO AZY FA NODIKANA IREO DIDY LEHIBE:SADY TSY MITIA AN'ANDRIAMANITRA SATRIA MODY MAMPIASA NY ANARANY ANEFA MANAO NY ASAN-DEVOLY,NO TSY TIA IREO MPIARA-BELONA @ TENA.FALY IZANY IANAREO RY RAZFIN SY NY TARINY????
Par hendry beta il y a 6 ans
ok Ragagamita, mazava tsara ny teninao! misaotra @ io fanazavana io! fa zo fotsiny ary ... qu'il puisse se défendre selon la VERITE sans MENTIR parce que dans ses discours il y a beaucoup de mensonge zay no tena tsy tiako! il accuse la MBS de ceci et cela alors que les témoignages de ses propres employés on permis de devoiler que sa boite n'est pas dans les règles! tu vois? d'ailleurs les fiscs vont bientôt passer pour vérifier tout ça! ... il pointe du doigt et s'auto-detruit en même temps ... moi je le dis haut et fort! Andry est manipuler par l'opposition! Ils se servent de lui pour enlever Ra8 du pouvoir et sachant k'il (Andry) ne pourra pas se présenter au élection automatiquement c'est l'opposition qui y sera! menteur à ceux qui diront qu'après ça Ratsiraka ne sera pas de retour à madagascar!
Par Nom Prenom il y a 6 ans
Fa hono ho'aho Ragagamita manaraka ny fivoaran'i Madagasikara ve ianao tao anatin'ny fotoana nitondran-dRA-8?Jereo daholo ny IDH sy ny PNB ary jereo koa ny rang mondial-n'i MADAGASIKARA hatr@ izay ka hatr@ izao dia ho hitanao fa nivoatra hatrany isika.Amin'ny statistique hivoaka @ manaraka momba ny taona 2008sy ny 2009 aza dia mbola hiakatra ihany.Koa mahagaga ahy hoe maninona ianareo no tsy mba faly @ fivoaran'i GASIKARA fa mitetika ny hanapotika sy hanakorontana tanindrazana.Ary mba nodinihinao ve hoe iza avy ireo mikomy miaraka @ i Andry sa dia modiana tsy jerena.Tsy ireo ve ireo olona very seza sy efa nahatonga an'i MADAGASIKARA nifoteteka t@ ny tany.Raha izay olona manao provocation isaky ny mihetsika ve no atao hoe tia tanindrazana?
Par hendry beta il y a 6 ans
Voir plus de commentaires