Voulez-vous effacer les recherches récentes ?

Toutes les recherches récentes seront supprimées

Amizo & Herita - Nangnantena zaho

il y a 9 ans3.1K views

NANGNANTENA ZAHO

Napetrako am-pelatananao
Ny hoaviko sy ny fanantenako rô
Nankiniko taminao koa rô
Ny fiainako ny fitiavako

Ref
NANGNANTENA ZAHO, NINO SY NATOKY
NANGNANTENA NY FITIAVANAO
Ô O NAHARITRA E

Natoky ny teny nataonao zaho
Teny mamy sy tambitamby maro ô
Tsy nahay ny angola sy ny fandriky eee !
Ka malaky voafitaka aho

Tsarovy ity fiainako
Tsy raha natao adaligny e e e !
Fa raha mandalo e
Nangnantena fahasambarana

Ref : …

Feon’ala