Lola & Dadah - Mivady (Haingo & Bessa)

Découvrir le nouveau player
♫ndr♫in♫
146
6 540 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
  • Playlists
Mivady
Tonony : Haingo Michel RAZAFIARIJAONA

NANJARY ADINAO NY ADIM-PITARAINAKO
NANJARY FIANANANAO NY FIAINANA IAINAKO
NY ANTONY SATRIA MIVADY NY FITIA
SATRIA NIVADY NY FITIA

RIMBONA NY AIKO RAHA MARARY IANAO
NY MASINA AMINAO NOLALAIKO IZAO
NY ANTONY SATRIA MIVADY NY FITIA
SATRIA MIVADY NY FITIA

MAHATRATRA AHY IZAY MAHAZO ANAO
TONGA ALOKAO NY RATRAM-POKO AO
NY ANTONY SATRIA MIVADY NY FITIA
SATRIA MIVADY NY FITIA

NIARAKA NA FALY NA ORY ISIKA ROA
IZANY KA FANAHY NIFANKATIA TOKOA
NY ANTONY SATRIA NIVADY NY FITIA O
SATRIA NIVADY NY FITIA
NY ANTONY SATRIA NIVADY NY FITIA
SATRIA NIVADY NY FITIA

Bessa

3 commentaires

Cette chanson est dédiée à tous ceux qui sont mariés!!!!!
Par aelahmg il y a 6 ans
Mankasitraka e! Спасибо.(misaotra e!)
Par Richard Randrianaivo il y a 6 ans
misaotra ry Andraina ,efa ela ihany aho no nitady ny tonony io hira io.
Par mimikely84 il y a 6 ans