Vetson-kira - Mamela heloka

♫ndr♫in♫
144
4 679 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

4 commentaires

Olombelona tokoa ny tena ka mpanota koa mamelà ahy!
Par Mampionona Rakotoarison il y a 5 ans
mampatsiaro ny hira finonana tany @ ekar tany dago e
Par ikaretsaka il y a 5 ans
MISAOTRA ANAO AHO JESOA NOHONY HABEANY FITIAVANAO.NA MPANOTA TSY MENDRIKA NY HIANTSO NY ANARANAO IZAHAY OLOMBELONA DIA MBOLA NOVIDIANAO T@ RANAO.NOSASANAO .ENY INDRISY .MISAOTRA SY MIDERA NY HATSARANAO SY NY HABEANY FITIAVANAO TSY METY RITRA .DERA SY LAZA ARY VONINAHITRA HO ANAO IRERY RY TOMPOKO.TIA DIA TENA TIA IANAO ZOKY TENA BE FITIA RAY MALALAO.VONINAHITRA MIVERINA AMINAO FOANA.AMEN
Par andriambololona il y a 5 ans
misaotra fa tena mamelona ny fanahin'ny tsirairay avy ity hira ity .Mamela heloka isan'andro tokoa Jesosy , nefa indrisy fa lotoan-tsika @helon-tsika .Ity hira ity anie no hampiova ny fon-tsika e .Tohizo fa tsara .Que Dieu nous benisse.
Par rafaliarimanana lilie il y a 5 ans