ekeko satria gabhy faniry

kamovavy

par kamovavy

5
15 126 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

14 commentaires

♥ Ianao no mamin'ny foko... Ianao irery ihany no tiako eto an-tany ♥ ♥ Tia anao tsisy fetra amin-javatra rehetra (...) Tiaoko ianao Mihoatr'izao tontolo izao♥
Par HOLIMYA il y a 4 ans
Tsar be mihitsy . Tohizo fa tsara. Faly aho mahita tanora mihira Kalon' fahiny .
Ils chantent vraiment très bien ensemble .
Par haingo il y a 4 ans
Izaho nefa mahita hoe tsy mivoaka mihitsy Gabhy sy Faniry: na ara-peo na ara-tsary, samihafa be mihitsy ny traikefan'i Gabhy, tena mampiaiky nefa ampiarahana mihira amin'ity kalavavy badabada lela ity! tsara ny feony fa mbola mila folahana be. ohatry ny sahirana izany ny masoko mijery azy mianaka manao ity hiram-pitiavan be
Par zanakAmbatobevanja il y a 4 ans
matoa ny foko nanaiky de tia !! misaotra an'i Kamovavy !! hira mariazy ....
Par Tatamo PELLERIN il y a 5 ans
Malefaka mambabo fo kely !! misaotra e !!
Par Tatamo PELLERIN il y a 5 ans
Voir plus de commentaires