Stephanie-Tandrinesanao zaho

damboi

par damboi

5
2 464 vues

12 commentaires

Manja.
Par mamour59 Il y a 6 ans
Mety misy diso ny sasany fa mba raiso amin'ny halemempananhy eh
Par norokely Il y a 6 ans
Vadiana tsy ho fo lalandava, fa mba mandreraka eh
Ny zaza nefa tsy ahita hasambarana, izy koa tsy anilan'i Baba sy neny. Amboary tsara fo ny fanahy tsy hho voasarika eh. tsy ho esin'ny fakampanahy izay mila handrava ny fitiavantsika
oh oh oh tandrinesanao zaho
rendrarendra tsy ialana antrano
Hizara ny tsara sy ratsy ilay fon'ny mpifankatia, tomoera an-trano zalahy ka tsara korana.
sendra zaho malaheloi mba mahaiza manambitamby.
ary itiavako anao ampodiano matetika eh
Par norokely Il y a 6 ans
manino ianao tsy tia ah ro mavandy
manedrikendrika eh, ataonao zaho tsy manampanahy, anarinao isan'andro isan'andro
Ataoko ianao mahita ny hafa mba mila atao raha
fombambiavy manafikilema ka manaratsy ny tsara atao azy.
Tandrinesanao zao
rendrarendra tsy ialana an-trano
Ny olon-tsara tia vady, songo tiana tsy amelon-jaza
Itiavo ny an-tena vao izy, kakazo tolàna
Raraha mbo mahatery, nefa moramora vahana
ny élà mahazatra ho tamana matetika eh
Par norokely Il y a 6 ans
lany foana zaho mahia lasa eritreritra eh
Ny mahita anao tsy mahatsiaro ny adidy maro miambina anao
Karama tsy ary misy tavela mody an-tanàna
Ataoko ianao mamelontsakaiza ka manadino ny vady ato antrano
Par norokely Il y a 6 ans
Voir plus de commentaires