Ministera-Dadah

rajony

par rajony

27
6 024 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Indro ary ilay izy ra-Mamitiana,izay vao afaka nalefako fa tena sempotra be aho teo.Hira anisany hankafiziko amin'ny hiran'i Dadah ity sady ho fahatsiarovako ilay akamako izay(mandria ampiadanana leiroa)
Aza omena tsiny amin'ny fahavotsavatsana

20 commentaires

efa ela re rajony vao hitanay e! tsara e!... ahatsiarovako ny fahatanorana sy reo cousins taloha niara nihira an'izany hira izany e!...
Par miora67 il y a 2 ans
Misaotra anao Alain fa hafa kely ity ,ny samy maitre no tafaraka.Mankasitraka tanteraka ny élève é!Tsy adinoko akory ilay"dodona sy maika" fa ny fotoanako no tena tsy misy é!Ho avy eo é!
Par rajony il y a 6 ans
Efa hitanareo ve ity Rajony : http://www.dailymotion.com/bookmarks/AlainRa/video/x7zg6b_lola-dadah-mivady-bessa_people
Par AlainRa il y a 6 ans
Mankatelina sy mankasitraka,tena ao tsara,mazotoa misaotra
Par valivata2 il y a 6 ans
Mbola hiseho eo ihany é!
Par rajony il y a 6 ans
Voir plus de commentaires