Ny Railovy - Volan'ny kamboty

From Andraina
3175 views, 4 favorites, 7 ratings
Ny Railovy : Volan'ny kamboty

Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany

Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana

Any ho any anefa
'Zao rehetra 'zao mahita anao e
Volana ô ! Lazao, lazao
Fa ny eto mitalaho

Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eto
Ny torimaso kelinay.
Channel: Music
Uploaded: 07/16/70
04:51
French
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

6 comments

Language :
There are no comments in your language.
advertising