TSELONINA - FARA AIZA IZY IZAY

Reposter
boutax76

par boutax76

121
16 190 vues

19 commentaires

delit_cious
raitra loatra tena tsara <3 nitritra ny fanahiko, te hitraotra nefa ho aiza moa! te ho any... nefa
Par delit_ciousIl y a 6 ans
diamondra27
Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny varika ao andrefan-tan஡ any a
Niarahanay nanala
Ny rindrina lelafin'ny orana
Tsy haharitra ny taona

Fiv: ??dia modia
F'efa hariva anie izany andro
??dia modia
Miandry anie ny ao an-tan஡

Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny varavarankely ery ambony
Miepaka toa hiala
Ny orana mandady ny rindrina
Mamaritra tomany

Fiv:

Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ery an-dohasaha loanaka
Mba lasa saina ihany
Manjohy miakatr' iny havoana iny aho e
Tsy hita izay hantsoina

Fiv:

Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Par diamondra27Il y a 7 ans
n.n. aka neny
snifffffffffff be! misoatra betsaka e
Par n.n. aka nenyIl y a 7 ans
kalo
mampahatsiaro ny fahazazana..tiako beee
Par kaloIl y a 7 ans
ironmix
iee! lasa lavitra tokoa anie izy no sady tsy mety mody
atao ahoana eee!!
Par ironmixIl y a 7 ans
Voir plus de commentaires