MIVALO AMINAO NAKA RABEMANANTSOA

Anaitar

par Anaitar

107
8 527 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Kalon'ny Malagasy n'Iarivo.

MIVALO AMINAO

Mivalo aminao anie aho ry Tany
Henoinao kely ity fo mitomany
I Neny malala efa lasa nankany
I Dada tsy foy avelao eto ihany

Dada ô ! Aiza ny làlana nombanareo
Neny ! Mba homba anareo re no sitrako izao
Aleoko maty manaraka anao
Toy izay velom-poana mijaly toy izao
Dada ô ! Mivalo aminao aho ry tany
Neny ô ! Henoinao 'ty fo mitomany
Fa mijaly aok'izany

Naka RABEMANANTSOA

0 commentaire