Advertising Console

    LEVELO IANGOLAO VAITRA

    Reposter
    boutax76

    par boutax76

    121
    6 999 vues

    18 commentaires

    josé rakotomanana
    aôna rapapany a,tena 33 sahady e,tsisy prô matotra aloha hatramin'zao fa ho hita eo ihany e,zay koa tena tsisy fiara fa lay406tsy maintsy naterina any@walexport fa fin aout ny prochain bateau d sao tara fa mba tiko ho tonga any an-tanàna fin sept lay fiara,fa itady fika iany aloha za raha mahita location mora2,bye ndray aloh e
    Par josé rakotomananaIl y a 6 ans
    rapapany
    ho an'i Heritoky: ahoana ty alatsinainy ho avy ty ry bainina a? Rahoviana no hihaona?..... Ny mpanakanto mantsy tsy oe maty zany fa matory no filaza azy noho reo kanto napetrany .......
    Par rapapanyIl y a 6 ans
    josé rakotomanana
    mirary fiononana ho an'ny gasy mpakafy ny vazo miteny @ fahalasana an'i levelo,dia mankahery atsika rehetra tsy manary ny kanto gasy,misaotra levelo a
    Par josé rakotomananaIl y a 6 ans
    ANDRIAN
    mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana,dia misaotra betsaka t@ kanto napetrakao fa voarakitra ao anaty tantara.
    Dia misaotra ny mpandefa ihany koa
    Par ANDRIANIl y a 6 ans
    kalaneny
    Veloma Levelo, dia misaotra e.............
    Par kalanenyIl y a 6 ans
    Voir plus de commentaires