Rija Rasolondraibe - Novelariny

Razanany

par Razanany

115
2 887 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

3 commentaires

Mankasitraka an mpandefa é! tena mahatsiaro akaikin' i Tompo mints ref mihaino an'ty hira ty
Par MissaYu il y a 5 ans
Novelariny ao am-poko ankehitriny
Ny hazavana izay nitantanany ahy
Ny fiainako rehetra feno ny fisiany
Ka ny lalako lasa lavitra ahiahy

Fa nasehony ahy ny halemem-panahy
Faharetam-po izay tena lehibe
Izy ninia, sahy nitia ahy
Izy mpitia, mpihaino sy mpandre

Ref: Jesosy ô!x2
tiako loatra
Ny fahasoavanao
Jesosy ô!x2
Tsisy mihatra ny
fitiavanao

Tsy hosoloiko fa izy tsara ho ahy
Ny finoako nofenoiny ny fanahy
Ny fitiavany no antoky ny foko
Izy no hany faneva hijoroako
Par jaonaras il y a 6 ans
Raha manana an'i Jesosy aho manana ny Ray
Maniry aho ho toa azy rahatrizay
Ka ny vavaka hatao ho fihiram-baovao
Izy anie ho tafahorina ao am-poko ao

Ref: Jesosy ô!x2
tiako loatra
Ny fahasoavanao
Jesosy ô!x2
Tsisy mihatra ny
fitiavanao
Par jaonaras il y a 6 ans