Advertising Console

    Rija Rasolondraibe - Andriamanitra mahery - live Mahamasina

    Reposter
    Razanany

    par Razanany

    99
    3 215 vues

    4 commentaires

    Gasy89
    jadore troppppp.
    Par Gasy89Il y a 6 ans
    latroui bolobaka
    misaotra amy lay hira
    Par latroui bolobakaIl y a 7 ans
    raheriniaina mamisoa
    Misaotra Rija mahery anie nareo
    Ny fiadanany tompo no hirotsaka amitsika mianakavy
    Par raheriniaina mamisoaIl y a 7 ans
    jaonaras
    Andriamanitra mahery ny Andriamanitray
    Potika ny fahotana nanaovany Azy
    Azony ny fandresena mandrakizay e !
    Fahefana atolory Azy e !
    Fanajana no mendrika Azy !

    Andriamanitra Fitiavana
    Izy no Lohan’ny tafika arahanay
    Andriamanitra Fitiavana
    Izy no hany faneva ijoroanay

    Ankalazaina ny Anaranao
    Ambonin’izao rehetra izao
    Ho ren’ny tany aman-danitra Jesosy Tompon’ny lanitra

    Andriamanitra mahery ny Andriamanitray
    Fa ny fasana aza tsy nahatazona Azy
    Nitsangana ho velona mandrakizay e !
    Fahefana atolory Azy e !
    Fanajana no mendrika Azy
    Par jaonarasIl y a 7 ans