Rija Rasolondraibe - Miorena - live Mahamasina

Razanany

par Razanany

115
2 118 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

1 commentaire

Miderà,mankalazà
Omeo Azy ny voninahitra
Izy ilay Tompo Andriamanitra Avo indrindra
Izy mitantana sy mandrindra
Tolory ny haja sy ny fisaorana

Fiv/ Samia mifaly fa notahiana isika
Arabaina,velon'aina
Hatrizay,hatrizay
Nitantanany antsika
Nikoloina ny finoana
Miorena(2) tsara,aza miova
Miorena(2) tsara,aza miova

Miasà,miasà
Amin'ny asan'ny Tompo rahalahy
Satria fantatrareo fa tsy foana akory
Na mihira hianareo na mitory
Fikelezan'aina ho amin'ny Tomponareo
Par jaonaras il y a 6 ans