Asehoy ahy - Rija Rasolondraibe

Masombahiny
230
4 327 views
  • About
  • Export
  • Add to
No description has been posted yet

6 comments

Tsara be,misaotra ny TOMPO hatrany!
By sissia09 6 years ago
N'ayez pas peur,Le SEIGNEUR JESUS source de toute consolation.AMEN !
LILI
By GIRARD Adeline 6 years ago
ASEHOY AHY - RIJA RASOLONDRAIBE

Na ny tsy hita na ny afenina aza fantatrao
Zay efa vita reo nenina sy ireo sy zay mbola hatao
Ny herinao tsisy fetra tsy ho voafaritra ao am-poko ao
F'izay momba ahy rehetra efa voadinikao

Asehoy ahy hahitako toem-panahy sy ny fahotako
Aiza ho aiza sao mba ndrao tafasaraka aminao
Omeo fitsapana omeo fisedrana aho
Mba hijoro am-po torotoro
Sao variana tratra aoriana
Tafasaraka aminao

Hampangino ahy raha mitory izay tsy nolazainao
Lasa izaho indray o hita fa tsy ianao
Mba tsy ho menatra aho raha ho avy ilay andro iray
Fa ianao no hampandroso ahy ao an-tranon'ny Ray

Ampianaro aho hahalala
Aza avela Tompo malala
Ampianaro aho mba hanisa ny andro sisa
By rvjos 6 years ago
Tsara e, mahatorotoro fo
By rvjos 6 years ago
Merci Seigneur pour les épreuves que tu nous envoies. Aide-nous à compter sur toi lorsque nous passons par ces fournaises ardentes afin de rester toujours sous tes ailes
By Zaniah 6 years ago
Show more comments