RASOA KININIKE tsara tso drano

mada the Kill
10
1 350 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

2 commentaires

je ddi 7 zik a ma meilleure amie hangotiana
gro bizoux jtd for ma puce
Par mada the Kill il y a 6 ans
ie anao akory anao ty aro
ny mampivadika ny lohako
saingy tianay anao ty avako
akory ataonao ahy aro

ny malahelo anao mafy ny tenako aro
izaho aty dia manina anao e
ka efa alanao ny ipody @ko aty
ampivadihinao ny lohako

eny veloma anao...
ooh tsara tso_drano é
izaho ty fa alanao...
ooh tsara tso_drano
eny veloma anao...
ooh tsara tso_drano
izaho ty fa alanao...
ooh tsara tso_drano

tabetabeziko sy nifonako anao aro
tsy makasitraka ny tenako
omeko vola anao nefa alanao aro
akory ataonao ahy aro

malahelo anao mafy ny tenako aro
izaho aty dia maninana anao e
ka efa alaonao ny ipody @ aty
ampijalianao ny lohako

eny veloma anao...
ooh tsara tso_ drano
izaho ty fa alanao...
ooh tsara tso-drano
eny veloma anao...
ooh tsara tso_drano
izaho ty fa alanao...
ooh tsara tso_drano

Par mada the Kill il y a 6 ans