Hiderako - Rija Rasolondraibe

Masombahiny
230
5 298 views
  • About
  • Export
  • Add to
No description has been posted yet

3 comments

tena tsara ny fiderana ny Tompo !!! Misaotra @ hira fiderana ataonao (Rija R.) tena tsara !! Tohizo !!!
By goncalves maryse 5 years ago
sali mafinaritra fa tohizo , mankasitraka zay ééééééééé bizzzzzzzzzzzz ralay 06
By ely_dady 6 years ago
Amin'ny hira fihobiana (2x)
Amin'ny hiakam-pifaliana(2x)
Amin'ny heriko rehetra (4x)

Hihira aho(5x)

Fiv/ Hiderako Anao(3x)
Jesosy ô!

Amin'ny antsam-piderana(2x)
Amin'ny fety sy korana(2x)
Amin'ny foko manontolo(5x)
Jesosy irery ihany no mendrika hoderaina
Raha mbola eto an-tany
Ny Anarany hiraina

Hihira aho(5x)
By jaonaras 6 years ago