4362 views | 23 com. | 6 fav.

Efa te-hody izaho amaray e (2)
F'izaho tsy tafandry raha tsy eo ianao (2)

Niandry ropilany ho tonga izaho e
Hitondra taratasy any aminao e
Nefa dia hatram'zao tsy mbola tonga foana e
Sasa-miandry aho ny lohako efa mihasola

Kalangita
Omeko anao anie ny lanitra
Kalangita
Raha toa enao mbola mitandrina ho'a e
Kalangita
Hamoronako hira vaovao foana e

Ivavaho tsara anie ny aty e (2)
F'izaho tsy tafandry raha tsy eo enao (2)

Andefaso lambahoany izaho e
Asio vanliha any anatiny any
Dia mba omeo teny masina ho'a zany
Avy any avy any am-ponao any
Kalangitako zany

Kalangita
Omeko anao anie 'zay masaka
Kalangita
Raha toa ianao mbola mitandrina ho'a e
Kalangita
Hamoronako hira vaovao foana e
Channel: Music
Uploaded: 08/22/08
03:31
French
Tags: Gasy Olombelo Ricky Kalangita
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

23 comments

Language :
There are no comments in your language.
advertising