DOR'S GROUPE TSY ANJARA

boutax76

par boutax76

135
6 465 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
KAIAMBA TENA IZY

7 commentaires

Nandeha ny volana nandeha ny taona mbola milay ny DOR'S misaotra Maitre
Par ALAIN MAZAVALOHA il y a 5 ans
any papa sy maman zay,,,manigny tegna
Par amandine bulliard il y a 5 ans
Arô, misy hira ty mi aminareo ka nafenimpenina takao. Misaotra arà. Zany sé ka hira tiànay. Agny mi tamatave malala zay.
Par Mahanoro-Tamaga il y a 5 ans
Aza ampifilalaina loatra
'zaho o malalako iny
fa na dia ratsy moko angahy e
mba alombelona anie raha
ka manantena sy matoky
fa ahita anjara vaovao

tiako aro anao malalako iny
tsy foiko moa angahy
fa tsy anjarako
akory anino araha
raha tsy anjara ro
tsisy tsiny anghy
fa hisitaka

alahelo tsy mampanody
ny anay malalako iny
aza arahin-jaka ko za
fa hiverina aminay
raha mbola tsy nanano
ratsy angahy e
dia tsy ho very zara raha
Par jaonaras il y a 6 ans
misaotra eeeeeeeeeeeeeee!
Par vololona11 il y a 6 ans
Voir plus de commentaires