Advertising Console

    Solomon (Kintana telo) - Maraina

    Reposter
    ♫ndr♫in♫

    par ♫ndr♫in♫

    99
    5 425 vues

    4 commentaires

    andriag
    Tena mila hira sahala @izany mihintsy aty am-pita aty @ hazakazaka sy ny ady isan-karazany. Koa raha mbola misy anie dia ataovy be dia be. Misaotra tompoko ô!
    Par andriagIl y a 7 ans
    Sylvoalias Salama Ravelot
    Tena miala satrok'é ! fa tena kanto tokoa!
    Misaotra re Tompoko o!
    Sniiif, sniiiif!
    Misaotra Andraina a!
    sylvestre
    Perle Fitiavana
    Tena mampitamberina zava-maro ary tena rivotra hiainana ny kanto sy tsara ! Ankafiziko sy tiaviko ny MENDRIKA rehetra eeeeeeeeee!
    Par Perle FitiavanaIl y a 7 ans
    Sylvoalias Salama Ravelot
    Izany ka feo,
    Izany ka vazo,
    Misaotra,misaotra ny mpandefa(Andraina) nahay nizara taminay.
    misaotra an-dRasolomon fa tena ontsa tokoa ny fo eo ampanarahana ity vid.clip. ity.,
    Tous mes respects!!!
    Sylvestre...5*/5*