mahaleo kala ratsy ty

From boutax76
9217 views, 14 favorites, 4 ratings
Channel: Music
Uploaded: 07/26/08
03:06
French
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

19 comments

Language :
eng
12 months ago by mazdamena
io "Ikalaratsy ity" io raha ny tena izy dia fitenin ny Ntaolo fahiny rehefa mifanatsafa @ zanaka vavy izy.(ary mino aho fa mbola faheno sy fampiasa matetika eny ambanivohitra eny...). Tsy dia azo raisina ara-bakiteny loatra. Mazana ny olon-dehibe no mampiasa azy amin ny tovovavy na zanaka vavy (indrindra moa ka hoe misolitika ny lelony na tsy mibango ny volony, na maloto/rovitra ny akanjony sns ...). Mais c est pas mechant et c est pas pour dire q elle est vraimment moche, c est juste une plaisenterie ...
eng
12 months ago by veromanitra
raha io no kala ratsy any, tsy lazaiko intsony zany ny sipa manja
advertising