Advertising Console

    mahaleo tena fitia

    Reposter
    boutax76

    par boutax76

    121
    21 634 vues

    26 commentaires

    rambeloson
    Mesi mesi fa tena milay a!!!!! de amy 04/07/2007 zany no fotona any Savigny e!
    Par rambelosonIl y a 7 ans
    kalaneny
    Misôtra e!!!!!!!!!!!!
    Mankasitraka!
    Par kalanenyIl y a 7 ans
    manitra221
    Oka marina eh!!
    Par manitra221Il y a 7 ans
    n.n. aka neny
    " Izany akia no fitia
    Fitia tena fitia
    Iray aina,iray safidy
    Izany akia ny fitia
    Izay tiako no tian-dry
    Mizara ny mamy,mangidy
    Voatsongo ianao
    Izaho no marary
    Osa ianao
    Izaho no tsy zarizary
    Sanatria tsy hifanary
    toa RANO sy VARY "

    ao tsara lé paroly an merci bcp an
    Par n.n. aka nenyIl y a 7 ans
    FENOSOA  RRIOK
    trés belle melodie
    Par FENOSOA RRIOKIl y a 7 ans
    Voir plus de commentaires