Jesosy reharehako - Hosana Ambohijatovo Fitiavana

Try Our New Player
Masombahiny
234
18 155 views
  • About
  • Export
  • Add to
  • Playlists
No description has been posted yet

4 comments

Ampy ahy ny fitiavanao ,
Ampy ahy ny finoako anao,
raketiko ao am-po lalandava,
fa reharehako ianao....
Misaotra Tompo o !
Noho ny soa rehetra nomenao ahy...
Inona tokoa no havaliko anao Jeso ????
Sambatra aho Jeso manana anao
By sylvoalias 4 years ago
Tsy misy reharehako
Afa tsy ianao Jesosy ô
Anao ny hery, Anao ny haja sy voninahitra
Ny fasana sy ny fianan-tsi hita
Indro efa resinao
Izao tontolo izao dia nahita
Fa efa nitsangana Ianao

Sambatra aho Jeso ô
Manana Anao zay tompo ny hery
Sambatra aho Jeso ô
Miankina eo an-tratranao
Ampy ahy ny Fitiavanao
Ampy ahy ny finoako Anao
Raketiko ao am-po lalandava
Fa reharehako Ianao

Nasehonao ilay fahefana
Manda sy aroko
ka niala maina teo lay satana
Zay fahavaloko
Tsy misy maharombaka akory
Zay eo an-tananao
Izany indrindr no ilazako
Fa reharehako Ianao

Tsy nisy nahitam-pamonjena
Afa-tsy Taminao
Nanaiky Ianao,tsy mba noterena
Hitondra aina vao
Ny tananao mahery natsotranao
Mba hitantana
Hahaizako mandeha sy mizotra
Ny lala marinao
By mamihery 5 years ago
Sambatra aho Jeso O !
Miankina eo an-tratranao
Ampy ahy ny Fitiavanao
Ampy ahy ny finoako Anao
Raketiko ao am-po lalandava
Fa reharehako Ianao
By Ladypooh 6 years ago
sambatra aho jesoooo..
By r_samoela 6 years ago