Advertising Console

    Ampifitia - Tokim-panompoana

    Reposter
    Ando

    par Ando

    24
    5 862 vues

    2 commentaires

    Sylvoalias Salama Ravelot
    Maharitra mandrakizay ny fitiavany!
    Mahazendana tokoa ny asa lehibe vitany,....
    eny fa na dia tsy mendrika izany aza isika...
    Isaorako azy ny andro tsirairay izay iainako...
    Misaotra fa tsara be loatra ny hira sy feo miara-midera ny anarany.
    Mampientana ny fo mba hanompo sy hino tokoa, fa tsy hiato na hisalasala.
    Misaotra anao lalandava aho Tompo noho ny fitiavana izay atolotrao ny tsirairay isanandro isan'ora...eny fana dia tsy mendrika aza...
    Misaotra ny mpihira.Tena kanto.
    Misaotra anao andorak.
    Sylvestre 20*/20*
    rajao
    zinona aho moa Andriamanitro no mba no tendrenao?
    panota tsy mendrike tokoa nefa indro fa toloranao ny soa.
    Par rajaoIl y a 7 ans