Saotra sy Dera - Tsy misy soa ho ahy

Ando

par Ando

24
7 355 vues

4 commentaires

Tsy misy soa hoa hy afa tsy JESO
Nafoiko ny haren' ny tany
Manan-karena aho mahita Azy
faly ao aminy re aho

Faly aho miaraka aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza mbola manao hoe
Faly ao aminy re aho

Fony tsy nisy avotra fisoloana
Sy ho fampanekena ny Ray
Dia nanolo-tena hanavotra ahy
Tamin'ny rany jesosy

Raha meloka ao amin'ny famoizam-po
Tsy misy fahazavana
Jesosy kosa manao ahy mpandova
ny lapan' ny voninahitra
Par voavonjy Il y a 6 ans
faly aho miaraka aminy jesosy tokana ihany
Par noro Il y a 6 ans
Tsy misy soa ho ahy afa-tsy i Jeso nafoiko ny haren'ny tany,manakarena aho mahita azy
Par Fymahery Il y a 7 ans
misaotra e!mankasitraka !tsy misy toy ny mivavaka no tena fanafody haingana indrindra !
Par damboi Il y a 7 ans