Advertising Console

    Kalon'ny fahiny Tana In Love 2004

    Reposter
    Rajaonah Harizo

    par Rajaonah Harizo

    2
    18 235 vues

    6 commentaires

    Willy Rakotonarivo
    Tsara be!
    Par Willy RakotonarivoIl y a 2 ans
    tinifata
    Haody ry Analamangako
    Ry Iarivoko ry Imerina
    Ndreto ’zahay sy ny lokangako
    Fa samy mbola tafaverina

    Ny lokanga namborahiko
    Ny toloko sy fisaonana
    No mbola raisiko angatahiko
    Hiarahabana ity fihaonana

    Fantatrao ’zay nifandaozana
    Sanatria tsy fifandirana
    Fa mitaky fanavaozana
    No niniako nandosirana

    Aminao no itarainako
    Ry toloko sy ny ngidiny.
    Resy tosika ny fiainako
    Ka nandao anao , Nandao anao tsy fidiny

    Haody , haody re hidirako
    Ry akany niantombohana
    Raisonao ny tonokirako
    Mba ho solom-panorohana
    Par tinifataIl y a 6 ans
    Tanja Berron
    ça me plait !;). j'ai trouvé un site pour voir des femmes en directe devant leurs Webcam : DaddysCam.com , même pas besoin de s'enregistrer! -
    Par Tanja BerronIl y a 6 ans
    rapit
    tsara kosa an... indrindra fa le feo an' nanie misaotra e.
    Par rapitIl y a 7 ans
    rajony
    favy nama a!misaotra ny mpandefa
    Par rajonyIl y a 8 ans
    Voir plus de commentaires