Ny anaranao - Vonjy

Masombahiny
230
8 470 views
  • About
  • Export
  • Add to
No description has been posted yet

2 comments

Ny Anaranao

Anarana hafa kely sy miavaka
Ny anaran'ilay Tompoko
Antsoina foana rehefa hivavaka
Manala ny gadra ao am-po
Ny olana izay miseho eo amin'ny fiainako
Dia samy maivana avokoa
Raha vao tononiko ilay anarany
Dia momba ahy ny heriny

Refrain :
Hosana ho Anao ,ry Mpanjakako
Fa tsy hay ampitahaina ry Tompo
Izany fahalebiazan'ny herinao
Deraina Ianao ,ry Mpanjakako
Fa ny fahalemeko noho ny herinao
Dia hisehoan'ny voninahitrao

F'ilay satana mandositra avy hatrany
Raha vao mandre ny anaranao
Isika koa afaka ny miantso izany
Fa hiseho ny heriny

Refrain ...

Nefa tsy mba natao fianianana
Na antsoina fahatany ny anarany
Fa masina ,fa masina fa masina Jehovah Ray

Refrain (2x)

By mimikely84 6 years ago
misôtra e, mba omeo tonony e
By fanambaliako 6 years ago