Advertising Console

    Ny Ainga - Aza atao trafika

    Reposter
    taduckly_

    par taduckly_

    161
    2 543 vues

    4 commentaires

    mriambaaa
    ' loooool top;), merci,
    Par mriambaaaIl y a 5 ans
    gassmanja
    c'est tout a fait vrai!!!!
    Par gassmanjaIl y a 7 ans
    mi_soa
    Tsy ratsy aloha ilay hira fa milaza ny zava-misy saingy tokony mba asiana limite ihany ilay fanaovana an'ilay clip kah!
    Par mi_soaIl y a 8 ans
    ovalie38
    "Ny fitadiavana mahazaka maniraka".Fa tsy hanao izay tsy mety sanatria. Misy gasy eto Frantsa, mipetraka eto Frantsa aho ary tsy hafenina, MANANDEVO. Nahita aho "annonces" hoe "femmes de ménage au LIBAN". Rehefa lasa any anie io ankizy na olona IO dia tsy HITA INTSONY E ! LAZAO NY OLONA REHETRANA AVY AIZA NA AVY AIZA. LAZAO FA AZA MANDEHA ANY LIBAN !
    Hafatra ny ahy ary toro-kevitra. Raha atao ny safidy, aleo marina ho'aho "andevo" an-tanindrazana toy izay any @ ny tany tavaratra. Sanatria tsy jandeha hiteny hoe manaova "makorela". Sanatria ladihan'ny teny. Sanatria. FA REHEFA LASA ANY ILAY OLONA, DIA TOA NY ANDEVO. TSY I DADA TSY I NENY. ANDEVO. MATORY @ SASAKALINA MIFOHA @ NY ORA TSY HAY.
    TSY TE HITENY NY FILELEN'NY MPAMPIASA. AIZA ILAY OLONA ? JEREO ARY HANONTANIO IREO RAY AMAN-DRENY NANDEFA IREO ZANANY ANY? MOA VE NAHAZO VAOVAO MOMBA NY ZANANY IZY IREO. TADIAVO HO'AHO.
    Par ovalie38Il y a 8 ans