Andry Mahitsy - Mpanihika

jefra

par jefra

202
2 451 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
Il n'y a pas encore de description.

7 commentaires

milay fa tandremo ny dinta ary e
Par harimi_84 il y a 6 ans
Zany ny ao avaran-tanana!teo mitsy zay l maka trondro talo! hiiiii misaotra ry SELY a! tena efa lehibe ny ankizy a! de alefaso ko ny manaraka o!
Par rambeloson il y a 6 ans
Ho an'i Ralanto_mpanjono :
io izany no mahatonga an'ilay smell indraindray?
Par veromanitra il y a 6 ans
'Zany ka hira ! Oadray, mba hafa kely kosa izany ohabolan-dRalanto_mpanjono izany. Ohabolan-drazana ve io ? ;-)
Par Laingama il y a 6 ans
Tsara be fa misaotra e ! Tandremo ny manihika tsy mi-slipo fa manome lavaka ho an'ny trondro ô !
Par Ralanto il y a 6 ans
Voir plus de commentaires