teo foana i Kristy

11632 views, 22 favorites, 19 ratings
tsara loatra ny tononkira, tsara feo koa ny mpihira, ary tsara loatra ilay Mpamonjy antsika, tsisy ampiana intsony angamba fa dia mihainoa finaritra e

httphttp://www.myspace.com/charlyhoby
Channel: Music
Uploaded: 05/21/08
04:42
French
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

44 comments

Language :
eng
12 months ago by veromanitra
"enga anie hikasika fo maro ny hira fa izay no tena tanjona e" hoy ianao ra-Charles.
Je suis litéralement transporté!
eng
14 months ago by ChicaGasy
voted:
Ary aiza no afaka mi-commande ilay DVD (multistandard ve?), raha manao ilay Blog ianao dia ao hapetraka hevitra iray hafa io. Mahay ny mpihira ary ianao nandrindra ny oronatsary dia tena mahay mihitsy. Hita amin'ny zava-bitanao rehetra eto fa ao tsara daholo so perfect. Misaotra betsaka mizara an'izao rehetra izao.
eng
15 months ago by ChicaGasy
voted:
Tena mankasitraka amin'ny fo manontolo e!
advertising