Hiran'ny Neny - Bodo
Atolotra ho an'ny Reny rehetra eran-tany. Andriamanitra anie homba sy hitahy ary hanafy hery anareo mandrakariva hahavitana ny adidy izay efa napetrany taminareo.
Fetin'ny Reny 2009 :
10 Mai 2009 aux Etats Unis, Canada, Danemark, Belgique, Australie, Bresil, Italie, Japan
7 Juin 2009 en France, Madagascar
Fetin'ny Reny 2009 :
10 Mai 2009 aux Etats Unis, Canada, Danemark, Belgique, Australie, Bresil, Italie, Japan
7 Juin 2009 en France, Madagascar

1 comments