MIANGALY - Rombaho

From Andraina
837 views, 1 favorite, 3 ratings
Marka 5:36 – « FA TSY NAHOAN'I JESOSY IZANY TENY NATAONY IZANY, FA HOY IZY TAMIN'ILAY MPANAPAKA NY SYNAGOGA: AZA MATAHOTRA, MINOA FOTSINY IHANY. »

Miangaly : Rombaho

(2x) Ario areo sikily io koahe
Fa raha vandevande avao e
Lehe tsy misy soa ndre raike
Ty azotika ami'e

Fiv :
Ooo Rombaho ô ! Rombaho
Andrenanahare e !
Fa mijaly lahy e,'zahay atoy e !
Fa rendreke

(x2)'ty moarabe le raty mare
Mifono rahan-devoly e !
Mampiferinay atika longoko
Trombe vatane

Fiv...

(2x) Jesosy ô, Longosoa lahy e !
Vonjeo ty mpanota maro
Mikaika Anao mba hanavotse
Rombaho zahay e!

Fiv...

Channel: Music
Uploaded: 07/16/08
04:31
French
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

3 comments

Language :
There are no comments in your language.
advertising