Groupe Ndriana Ramamonjy - Ny fahasoavan'Andriamanitra

  • il y a 16 ans
NY FAHASOAVAN'ANDRIAMANITRA

Fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izany no aharetan'ny famindram-pony amiko
Noraisiny aho, nantsoiny koa
Hanao ny asany sy hidera ny Anarany

Fiv :
Ny fahasoavan'Andriamanitra
No naha toy izao ahy
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko
Ary aoka hiaraka hanandratra ny Anarany
Ny Anarany isika

Raha misy ny mpanota dia izaho no lohany
Nefa mbola notiavin'Andriamanitra
Koa mbola hanota ihany ve ?
Mba hitomboan'ny fahasoavany, tsia sanatria

Fiv : …

Ndriana RAMAMONJY et al.