NANDAO AN-TSIKA I ROMULE RABARIVOLA

Découvrir le nouveau player
Anaitar

par Anaitar

106
6 489 vues
  • Infos
  • Exporter
  • Ajouter à
  • Playlists
Fahatsiarovana an'i ROMULE (KINTANA TELO) mpanakanto, mpihira nitandro ny kalo gasy omaly izay nodimandry ny alatsinainy 14 avril 2008 farany teo.

http://www.dailymotion.com/video/x53v45_fahatsiarovana-ani-romule-fandahara_music

http://www.dailymotion.com/video/x44n1b_kintana-telo-ny-hirandrazako-malaga_music

http://site.voila.fr/rimois/1/romule_rabarivola.htm

Kanefa nanana fikasàna izy ny hanao fampisehoana aty Frantsa amin'ny faran'ny volana mai 2008 ity, koa aoka iara-hiaiky isika F'IZAY NO FANDAHARANA.

ROMULE RABARIVOLA KINTANA TELO

7 commentaires

Hay natson'i Ray hody any aminy ny zananany malalany ROMULE
in mou fa de mandria ampiadanana ry zoky be toa ray tombon dalana ny anao fa samy ho any daholo tsika e
Par jahnga il y a 6 ans
Respect ! Rest in peace Romule !
Par ryanashare il y a 6 ans
Merci pour ce très bel hommage.
Par ovalie38 il y a 6 ans
Misaotra manokana anao ry Anaitar mamelo-maso ny tena hira, sy ny tena mpihira aty amintsika ... MAnkasitraka ary mirary soa ho anareo any lavitra
Par IsraJ RAZAFI il y a 6 ans
Any sisa holazaiko ry nisidina nandao, avelao mba ho ato am-poko izany alokalokao ... Ny fitiavana tsy ahy, ento izany fa anao ... ny zavatra angatahiko, ny hamerina ny anaranao :)
Par IsraJ RAZAFI il y a 6 ans
Voir plus de commentaires