Andriamanitra fitiavana - Ndriana Ramamonjy

Masombahiny
230
15 301 views
  • About
  • Export
  • Add to
No description has been posted yet

15 comments

Atolotra ny Dada sy Mama Andraisoro ao Fitiavana tokoa Andriamanitra. Ka aoka tsy hitsahatra ny hidera azy isika.Fa izy no mahafantatra ny zavatra rehetra.
By saholy Bellune 4 years ago
no comment
By n.n. aka neny 6 years ago
Andriamanitra fitiavana

http://mahatoky-tafita-ambinina.over-blog.com/
By jachery5 6 years ago
Misaotra betsaka e.Tsara tokoa
By AngelZdream 6 years ago
Misaotra amin'ilay hira ry Ndrendriana,mampamangy any amin'i Tsotsoa,mahatsiaro anareo tany Antarandolo rehefa mihaino ilay hira hoy ilay namana t@ fahazazana (cité Antarandolo logmt 76 Jean Narivony),dia samy ho tahin'i Avo.Zanak'i Ndrendriana sa i Tsotsoa ve i HantaTiana?
By valivata2 6 years ago
Show more comments