Advertising Console

    Antsan'i kristy fantatro fa eo ianao

    Reposter
    potsylove

    par potsylove

    38
    2 411 vues

    2 commentaires

    harimi_84
    marina mihitsy izany
    Par harimi_84Il y a 7 ans
    ramsimanana
    cette chanson me donne beaucoup de force et courage!merci
    "ny fiainako eto an-tany feno tsiky sy tomany
    nefa toa zaka iany
    satria ianao miaro hatrany
    n'inona manjo ahy na tsara io na ratsy
    de ataoko fifaliana fa fitiavana ahy
    FANTATRO FA EO IANAO
    NA DE TSY HITA NY MASOKO AZA
    IANAO MIARO SY MANOHANA AHY
    TSAPAKO FA IANAO BE FITIAVANA
    FITIAVANA AMIKO
    NA DE SOLAFAKA AZA TOHANANAO
    DA DIA RESY AZA VALIANAO

    nandeha an-jambany aho satia notatananao
    ny tokiko rehetra de afatratro aminao
    n'inona manjo ahy
    na tsara io na ratsy
    de nataoko fifaliana
    fa FITIVANA ahy

    Par ramsimananaIl y a 7 ans