Sambatra aho - Ndriana Ramamonjy

Masombahiny
230
8 659 views
  • About
  • Export
  • Add to
No description has been posted yet

5 comments

tsara, mahafinaritra b !! fa aiza ilay ankizy vavy kely zandrin'i Hantatiana iny ??
By Tatamo PELLERIN 6 years ago
Aroko, tokiko, fialofana ho ahy !!!
By Tatamo PELLERIN 6 years ago
Sambatra aho fa manana Anao
Aroko, tokiko, fialofana ho ahy
Na andao ahy izao rehetra izao
Ampy ho ahy Ianao, izaho tsy mba hanahy

Na maloka aza ny androko ety
Ny masoandro mbola iry
Handroaka ny aizina
Hampifaly fo, hampihira hoe
Hidera Anao aho Jehovah ô
Sy mankalaza ny Anaranao
Fa iraketan'ny foko Ianao
Ka mamonjy ahy amin-javatra manjo

Sambatra aho....

Jesoa no masoandro
Tonga hanazava,
Izy no anton'ny havelomako
Hidera Azy aho
Na ho sarotra diako
Izy ihany no itokiako
Tsy ho sasatra aho
Hamerimberina hoe
Sambatra aho fa manana Anao.....

By valram 6 years ago
tena sambatra manana an'i Jesosy
By botatali 6 years ago
zany ndrindra Jesosy ô!!! misaotra an!
By njha 6 years ago