Masombahiny
234
3 410 views
  • About
  • Export
  • Add to
  • Playlists
Atolotra ho an'Andriamanitra Ray be Fitiavana, namorona sy mpiahy ny fianantsika isan'andro. Izy no naha-toy izao antsika sy mbola hiainantsika. Mendrika azy ny Haja sy ny saotra ary ny Voninahitra mandrakizay.

Fetin'ny Ray 2009 :
21 Juin aux Etats Unis,Madagascar, France,Canada,Japon

4 comments

voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany
By Pauline Randrianaly 4 years ago
tsara ny midera n'ANDRIAMANITRA !!!!!!!!!!!!
By arnaudetsamira 5 years ago
tena tsara be io hira io de makasitraka sy mirary soa ho an(i mpandefa. merci
By RANDRIA 5 years ago
TSARA SY MARINA NY TENENIN'ISE.TOHIZO NY MIDERA SY MIHIRA HO AN'ANDRIAMANITRA FA VONINAHITRA LEHIBE NY MIDERA SY MANARAKA AN'AZY.TSY VOANTANISA NY HATSARANY TOMPO SATRIA MARO LOATRA.ENY TSY MEDRIKA NY HIANTSO NY ANARANY ISIKA E.ANEFA DIA NODIOVINY T@ RA NY
By andriambololona 6 years ago