Duration: 03:30Recorded: 10 April 2008Location:Fredericksburg, Virginia, United States
customize player...
Would you like to comment? Create a free account!
Choose a username:
(Already a member? Log in!)
3 months ago by Masombahiny on Soratr'ady - Bodo
Soratr'ady

Soratr'ady nifamaho efa firy
No nitranga teny an-dala-nodiaviko
Tao ny orana nitraho
Tao ny tsikin'andro manga
Nefa samy nodiaviko
Ary nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy
Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy dia mikaikaika amin'ny ratrako sy feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro ny finoako tsy hiraika
Ka ny herinao no heriko
3 months ago by lalaina17 on Soratr'ady - Bodo
mba alefaso ny tonony fa tena tsara ery le hira na dia efa ela aza e misaotra e.
a
d
v
e
r
t
i
s
i
n
g
Masombahiny
posted 3 months agoUnited States
offline
339 vid.|105 fans|1043 friends
rate this video :