Vaovao Mahafaly - Gas'Gospel

Masombahiny
230
4 523 views
  • About
  • Export
  • Add to
No description has been posted yet

5 comments

Precher la bonne nouvelle!!!
merci vonjy
Vaovao mahafaly (VONJY)

Maro no maniry hanam-piainana mirindra
Ho voafehy tsy hifindrafindra
Kanefa miala maina fa tsisy antenaina
F’izay rehetra azo toa halazo
Ka manara-po amin’ny toetra tsy mahasoa
Hanariana dia fa ho aiza moa ?
Kanefa nisy ihany, nahita fitsaharana
Ny zioga izay lanjainy toa maivana

Fiv :
Andeha ilazao ireo namanao
Fa misy vaovao, fifaliana ho ahy sy ianao
De Jesô ilay namoy ny ainy ho fanavotana
Izy no lalana sy fiainana ary fahamarinana

Maro no maniry hanam-piainana mirindra
Koa andeha torio ilay tsara indrindra
De Jesô Mpiandry tsara ‘lay efa nanambara
Fa Izy momba anao hatramin’izao.

Ka nde lazaoooo…

Misaotra anao nizara e
By ♫ndr♫in♫ 5 years ago
za mintsy e! voninahitra ho an'ilay Avo indrindra! misaotra vonjy st TF an!
By ANDRIANAVALONA 6 years ago
tsara be !!!
By Tatamo PELLERIN 6 years ago
Salut Sanda tsy ita tsony ra tsy eto @ny Dailymotion a!
By hajabe01 6 years ago