Tena sambatra - Ny Hasim-piderana

Try Our New Player
Masombahiny
232
3 472 views
  • About
  • Export
  • Add to
  • Playlists
No description has been posted yet

3 comments

marina izany Tarika hasina , misaotra ny mpandefa eh
By romitokiniaina 4 years ago
"Fa torotoro ny fo amam-panahy
Tsaroana maivana ny ady anatiko ao,
Misinda hatreo ny adintsaina sy ahiahy oooo..,
fa tsara ny fiderana anao!!"
Tena sambatra ,mahasambatre
Tsara loatra ny hira fiderana,etc..

Misaotra leretsy,mankasitraka leretsy, manja sy manetsi-po tokoa ny antso ankira izay ataonareo...ka asakasak'izay marenina na mody marenina ka tsy miherika!
By sylvoalias 5 years ago
"Miderá azy amin'ny aponga tapaka sy ny dihy,..."
Tena sambatra sy mahasambatra tokoa ny hira fiderana.Ary mbola sambatra kokoa izay midera Azy amin'ny fo sy saina ka mankalaza ny anarany .Misaotra fa tsara le hira.
Mankasitraka Sylvestre
By sylvoalias 7 years ago