tif à tif - tomany ny androany

12613 views | 16 com. | 14 fav.

encore et encore
Channel: Music
Uploaded: 02/11/08
03:39
French
Tags: hira gasy
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

16 comments

Language :
eng
17 months ago by bakanare
(Tsaroako foana ianao)

Nahita anao teo, (ou,ou...) nahita dia nanontany hoe:
"tiako ianao dia azo atao ve?" f'ianao tsy namaly (ou,ou..)
Hitako ianao teo, efa nanantena aho fa hoe
tambitamby dia sasa-niandry, f'ianao tsy nijery

Oh oh... (nanantena anao teo)
Hay tomany, tomany zay aloha ny androany
Oh oh...
Nanantena fandresena hay zay aloha ny androany

Ampitso indray ve? (ou, ou..) avelanao mba hiteny hoe:
"tiako ianao dia azo atao mba mila valin-teny" (ou, ou...)
Zay fotoana izay, toa hampitomany indray
tsy tafandry, tsindrmandry f'ianao tsy hamaly
eng
17 months ago by bakanare
Oh oh............

Sarobidy loatra ho ahy sy ho anao izao fotoana izao
Tatara iray tsy hay fafana, hadinoina any aoriana any
(Tsaroako foana ianao)

Hay tomany, tomany zay aloha ny androany(mh mh...)
Oh oh...

Hangina tsy hiteny intsony (androany e!)
Omeko anao Ray ambony (ambony any)
Ny ho aviko ampitso sy mandrakizay mba
ho fitiavako izy ratrizay!
advertising