Iny Lanitra Manga - Ny ainga

Try Our New Player
Masombahiny
236
11 717 views
  • About
  • Export
  • Add to
  • Playlists
No description has been posted yet

21 comments

Mampite ody le hira mahita le tanimbary sy trano gasy, tsara eh , merci
By harris randria 5 years ago
tsara be e !
By dominetta 5 years ago
sotsa am le tononkalo e!
By mimikely84 6 years ago
Mahafinaritra ahy be ilay hira.Izany no tokony mba hanampiantsika ireny mahantra ireny,fa tsy ho tazanina fotsiny.Ireo izay manan-katao,mba tokony hitaiza zaza iray na roa farafaharatsiny.Ary ireny mampiasa zazavavy ao an-tranony ireny tokony mba hitandrina fa tsy ny hanolana ireny no atao!!!!!mbola ho azon'izy ireny ny valim-pitiany(avy any @ AVO io an!!!).Miala tsiny raha milaza ny marina fa mahatratra 50% ka hatr@ 60 % no hiaran'izany ao an-drenivihitra.
By hendry beta 6 years ago
Ireo re ny zandrinao o! ry JESOA(ZANDRINAO IZY IRENY )
ka Iza no ilainy ?iza?IZA?
izaho re,ry TOMPO TSITOHA o!
fa ny foko tsy hahazaka hijery an'ireo
fa efa voadoron'ny teninao
Tseny an-dalana eny aho ry TOMPO
mandre ny tananako toa ho lao
fa riso ary halatra sy soliky
firehana diso mambabo fo
aina vonoina toa tsisy tody
fehezin' ny vola hatraiza hatraiza o! fa nahoana re?
hare-mitanila ,mahatra mangina
fanahy maha olona no indro ho rava
Ireo re ny zandrinao o! ry JESOA (zandrinao izy ireny )
ka Iza no ilainy ?iza?iza?
Izaho re ry TOMPO TSITOHA O!
fa ny foko tsy hahazaka hijery an'ireo
fa efa nisotro ny aleoko maty
Dia mmazotoa mianatra ny tonony e!
By NJATONANDRASANA 6 years ago
Show more comments