NY HIRAN-DRAZAKO MALAGASY KINTANA TELO

From Anaitar
12238 views, 17 favorites, 10 ratings
Mamiko ry Razako Malagasy ny bà-kiranao
Laniko ka tsy afako kaloiko lava izao......
Kintana telo - Gabhy, Romule, Salomon.

Eny, nodimandry ny alatsinainy 14 avril 2008 i Romule RABARIVOLA tarika KINTANA TELO.

Mpanakanto gasy anisan'ny nitahiry sy nikolo ny kanto Malagasy izy, ary anisan'ny mpihira lehilahy Malagasy manga feo tokoa izy
.
Raha ny fandalinako dia, 1 na 2 taona talohan'io andro nahafatesany ity oronan-tsary ity.

1980 - no niforonan'ny tarika KINTANA TELO (Gabhy - Romule - Salomon)
Ny hira voalohany niarahan'izy ireo nihira dia ny hiran'i RAMAROSON Wilson ilay hira malaza hoe "NY MASO MIJERY", ny HIRANDRAZANA koa dia hira noforonon'i Romule sy ilay namany antsoina hoe Lala.

1986 sy 1988 nanamarika ny fahombiazan'ny tarika KINTANA TELO ny fivoahan'izy ireo tany Corée avaratra, satria ny tarika kintana telo no nahazo ny voalohany tamin'ny fifaninanana izay natao tany tamin'izany fotoana izany, ary dia voninahitra lehibe tokoa ho an'i Madagasikara izany indrindra ho an'ny tarika KINTANA TELO.

Izy no nandao an-tsika fa ny feony kosa dia hanakoako sy handrotsirotsy an-tsika Malagasy mpiray tanindrazana.

http://site.voila.fr/rimois/1/romule_rabarivola.htm

Miara miaiky isika fa izay no fandaharana ato :

http://www.dailymotion.com/video/x53v45_fahatsiarovana-ani-romule-fandahara_music
Channel: Music
Uploaded: 01/22/08
03:14
French
Permalink:
Embeddable Player:
customize player...

10 comments

Language :
eng
15 months ago by ovalie38
1000 fois bravos. Vous êtes beaux comme des anges. Vous êtes simplement, le plus simplement "GENIAUX". Vous êtes des "Monuments Historiques Vivants". Je le dis j'y crois et je le pense. J'espère que Ravalo fera le nécessaire. Je le souhaite de tout mon coeur.
eng
15 months ago by ovalie38
Aza fady Tompoko o ! Aleo tsy miteny. Romule sy Salomon (raha tsy diso aho : Ramaroson Wilson ?) Ghaby, toa fantatro anarana fotsiny ? Tsara ilay Trio. Tena tsara.
advertising