Advertising Console

    Hafatry ny lanitra - TCR

    Repost
    Masombahiny

    by Masombahiny

    243
    7 593 views

    6 comments

    Mankafy
    Ny ratsy atao hidin'ny varavarana, ny soa atao tohatra hiakarana (Radison)
    By Mankafy6 years ago
    GIRARD Adeline
    Misaotra sy mankasitraka anareo Tanora rehetra mahafoy tena, fotoana sy fananana ary ny talenta, entina mitory ny Fitoriana ny Tenin'ADRIAMANITRA.Lili
    By GIRARD Adeline8 years ago
    voavonjy
    tsara loatra zany hira zany.Mahavelom-panantenana.Mampadinin-tena.........
    By voavonjy8 years ago
    finiavana
    Hafatry ny lanitra no ambarany
    Ampitondrainy ireo tanora mba henoy ange
    Ianareo vavolombelona raha miala ety an-tany
    Dia mihomana fa hiakatra (X2)

    Refrain: Any an_danitra no misy ilay tanana soa
    Ranomaso dia tavela ety an-tany ety
    Hirahira mifamaly no manao sesilanyIzany re no fiainana any e!
    Any an-danitra (X2)

    Dieny mbola tsy mipaika ilay ora farany
    Raha mbola misy ny fotoana hibebahana
    Aza dia varina loatra fa amboary dieny zao
    'Zato lalana hiakarana (X2)

    Refrain:any an- danitra ....(X2)
    By finiavana8 years ago
    andri1982
    milay kosa an:!! le sipa tamin'ny tsora bitsika nanao anglais tao ami'ny cca niaraka tamiko
    By andri19828 years ago
    Show more comments